Politikan'ny Fiainana Manokana - KoloMpanahy

Fanavaozana farany: Mars 2024

1. Fampahafantarana

Ny KoloMpanahy dia application natokana ho an'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM). Manaja tanteraka ny fiainanao manokana izahay ary manome antoka fa tsy misy fanangonana na fampiasana ny mombamomba anao manokana.Tena hoe fikolokoloina ny Fanahy no hevin'ity Application ity, naka référence ny hoe "Kolontsaina" izay ivondronan'ny zavatra maro entina anabeazana na anehoana hafatra amin’ny fomba maro. (fomba amam-panao isam-paritra raha kolontsaina; fa ireo Litorjia, Hira, Baiboly, Programme, sns kosa raha KolomPanahy)

2. Ny Votoatiny sy ny Fampiasana azy

3. Fiarovana ny Mpampiasa

4. Fahazoan-dalana ilaina

Ny application dia mila mampiasa internet mba hahafahany miasa :

5. Fanavaozana sy Fanovana

Raha misy fanovana amin'ity politika ity (Privacy Plicy) ity dia mampahafanatra ny mpampiasa azy izahay, amin'ny alalaln'ny tranokalanay sy ireo reseaux sociaux anay.

6. Zo sy Andraikitra

7. Fifandraisana

Raha misy fanontaniana na sosokevitra momba ity politika ity, dia afaka mifandray aminay amin'ny alalan'ny:

8. Fanekena

Amin'ny fampiasana ity application ity dia manaiky ianao fa efa namaky sy mahalala ity politikan'ny Application KoloMpanahy ity.